You are here

Fisaorana avy amin'ny GTM

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 03/07/2012 - 09:41

 

Ny fikambanana G.T.M. dia MISAOTRA sy MANKASITRAKA ary MANKATELINA izay rehetra tonga niara-nankalaza ny faha-52 taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara tao Lambrate (MI).
Isaorana indrindra indrindra ireo nandray anjara tamin'ny fifaninana tamin'ny fitafy Malagasy fa tena finaritra ny fonay nahita ny ezaka nataon'ny tsirairay nanatanteraka izany. Irinay mba ho latsaka ao am-pontsika rehetra ny atao hoe "fierté" amin'ny maha-Malagasy.
Mirary soa ary manao mandram-pihaona tsy ho ela!
Ireo Mpitantana

Ny sary nandritra izany dia azo jerena ao amin'ny tahirintsary: tsindrio eto