Un matrimonio è sempre un momento di gioia e di emozioni per parenti e amici presenti. Ma quello di Marta e Lorenzo , ha ancora qualcosa di più... tohiny
Vaovao
Amin'ny fo feno alahelo no hampandrenesana antsika fa nodimandry alina i dadatoa Dany Rajaobelina, izay maro dia maro amintsika no mahay azy eto Roma... tohiny
Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Roma dia manasa antsika hiaraka hiombom-bavaka amin'ny alahady 24 Martsa ho avy izao ho... tohiny
Indro ampitaina amintsika ny fanasana ho anareo any Milano sy ny manodidina ny amin'ny fankalazana ny faha-63 taona nahazoana ny Fahaleovantena, izay... tohiny
Hoy ny Tompo maniraka : " Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. " (Marka 16:15) Araka... tohiny
Am-pitiavana be no hanasan'ny Fikambanana "Fraternità Malgascia" antsika rehetra hiaraka hanao veloma ny taona 2022 sy handray am-pifaliana ny taona... tohiny
Sambany tokoa isika eto Italie vao nandray anjara tamin'itony Fifidianana izay Ampelasoa zanak'i Madagasikara atý am-pielezana itony, hetsika izay... tohiny
Ny sary vitsivitsy ho fahatsiarovana dia efa nalahatra ATO *********************** Ny zanaka aman-jafiny sy ny fianakaviana manontolo dia maneho... tohiny