You are here

Soava dia hamonjy iny habakabaka iny, neny Juliette.

Nampidirin'i Rondro ny Fri, 28/01/2022 - 22:03

 

Ny zoma 28 janoary 2022 teo no niondrehana farany teo amin'ny nofo mangatsiakan'i neny Juliette sy nanaterana azy teny amin'ny Crematorio del Cimitero Flaminio eny Prima Porta.

Ny alahady 30 janoary 2022 kosa no nanokanana fotoam-bavaka nanehoana firaisam-po tamin'ny fianakaviana amin'izao andro manjombona izao, nankaherezana azy ireo sy nanefàna ny adidy farany tamin'i neny.