You are here

Fanandratana ho olomasina ny Papa Joany XXIII sy Joany Paoly II

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 27/04/2014 - 21:38

Malagasy vitsivitsy nanatrika teny an-toerana ny fanandratana ho olomasina ny Papa Joany XXIII sy Papa Joany Paoly II. Nisy ireo avy teto Roma sy avy any Frantsa ary ny avy any Madagasikara.