Tu sei qui

Fanandratana ho olomasina ny Papa Joany XXIII sy Joany Paoly II

Inviato da superadmin il Dom, 27/04/2014 - 21:38

Malagasy vitsivitsy nanatrika teny an-toerana ny fanandratana ho olomasina ny Papa Joany XXIII sy Papa Joany Paoly II. Nisy ireo avy teto Roma sy avy any Frantsa ary ny avy any Madagasikara.