You are here

Famaranana ny taona pastoralin'ny Ankohonana katolika

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 07/07/2013 - 16:41

 

Natao teny amin'ny tranon'ny Trinitera teny Monte Mario, ny alahady 7 jolay, sady nanana vahiny avy amin'ny paroasy katolika ao Grenoble ihany koa ny Ankohonana.