Tu sei qui

Famaranana ny taona pastoralin'ny Ankohonana katolika

Inviato da superadmin il Dom, 07/07/2013 - 16:41

 

Natao teny amin'ny tranon'ny Trinitera teny Monte Mario, ny alahady 7 jolay, sady nanana vahiny avy amin'ny paroasy katolika ao Grenoble ihany koa ny Ankohonana.