Fri, 14 Dec 2007 - 21:22 By superadmin Arahabaina i Fr. Sanjy, ocd, tamin'ny fanolorantena mandrakizay nataony ny zoma 14 desambra 2007 lasa teo tao amin'ny lasapelin-ny Istituto Teresanium an-drizareo karma etsy Monteverde.