Fanolorantena mandrakizay Frera Sandy Rajaonarison

 

Arahabaina i Fr. Sanjy, ocd, tamin'ny fanolorantena  mandrakizay nataony ny zoma 14 desambra 2007 lasa teo tao amin'ny lasapelin-ny Istituto Teresanium an-drizareo karma etsy Monteverde.