Koranan'ny Vondrona Saint Augustin etý am-panombohana ny taona 2023.
By Rondro
Toy ny fanaony isan-taona dia ny alahady 15 janoary teo teny Dragoncello, Acilia, no nifamotoana nifaly sy nifampirary soa amin'izao taona vaovao izao ny mpikambana ao amin'ny Vondrona Saint Augustin.