Tu sei qui

Koranan'ny Vondrona Saint Augustin etý am-panombohana ny taona 2023.

Inviato da Rondro il Mar, 17/01/2023 - 16:47

 

Toy ny fanaony isan-taona dia ny alahady 15 janoary teo teny Dragoncello, Acilia, no nifamotoana nifaly sy  nifampirary soa amin'izao taona vaovao izao ny mpikambana ao amin'ny Vondrona Saint Augustin.