You are here

Fanolorantena mandrakizay an'ireo masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa.

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 15/08/2021 - 12:47

 

Tam-pifaliana tanteraka no nanotronana azy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanandr'i masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa izay nanolotena mandrakizay ho an'Andriamanitra androany 15 aogositra 2021.

Mirary azy ireo ho mpanompo mahatoky sy mahafatra-po hatramin'ny farany.