Tu sei qui

Fanolorantena mandrakizay an'ireo masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa.

Inviato da Rondro il Dom, 15/08/2021 - 12:47

 

Tam-pifaliana tanteraka no nanotronana azy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanandr'i masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa izay nanolotena mandrakizay ho an'Andriamanitra androany 15 aogositra 2021.

Mirary azy ireo ho mpanompo mahatoky sy mahafatra-po hatramin'ny farany.