You are here

Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpifindra-monina sy Mpitsoa-ponenana 2021.

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 26/09/2021 - 20:15

 

Isan'ireo nanatrika ny Angelus-n'ny Papa Ray Masina teny amin'ny kianjan'i Md Piera  ho fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpifinda-monina sy Mpitsoa-ponenana ny Ankohonona Victoire  Rasoamanarivo anio alahady 26  septambra 2021.

Misaotra ny rehetra tonga teny sy nanandratra avo toy ny mahazatra ny fanevan'i Madagasikara. Tsy mitsanga-menatra ao anatin'ireo mpifindra-monina maro eto Italia isika.