Inviato da Rondro il Dom, 26/09/2021 - 20:15
Isan'ireo nanatrika ny Angelus-n'ny Papa Ray Masina teny amin'ny kianjan'i Md Piera ho fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpifinda-monina sy Mpitsoa-ponenana ny Ankohonona Victoire Rasoamanarivo anio alahady 26 septambra 2021.
Misaotra ny rehetra tonga teny sy nanandratra avo toy ny mahazatra ny fanevan'i Madagasikara. Tsy mitsanga-menatra ao anatin'ireo mpifindra-monina maro eto Italia isika.