Inviato da superadmin il Mar, 08/09/2009 - 22:24
Masera malagasy 4 miarahavavy niaraka tamin'ireo rahavaviny hafa fiaviana no nanao ny voady mandrakizay ny talata 8 septambra teo, izay andro fankalazana ny nahaterahan'i Maria ihany koa.
Misaotra ireo rehetra tonga nanotrona azy efatra mirahavavy tamin'izany.
Misaotra an'i Sr Celestine nampita sary nandritra ny Sorona Masina.