You are here

Voady mandrakizay teny amin'ny Fikambanan-dr'i masera Md Joany Batista.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 08/09/2009 - 22:24

 

Masera malagasy 4 miarahavavy niaraka tamin'ireo rahavaviny hafa fiaviana no nanao ny voady mandrakizay ny talata 8 septambra teo, izay andro fankalazana ny  nahaterahan'i Maria ihany koa.

Misaotra ireo rehetra tonga nanotrona azy efatra mirahavavy tamin'izany.
Misaotra an'i Sr Celestine nampita sary nandritra ny Sorona Masina.