You are here

Soma mafana miaraka amin'i Françoise Vitasoa

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 11/04/2015 - 17:10

Tongava daholo hiara-hisoma amin' i Françoise Vitasoa, hotronin'i Sylvestre sy ireo namana mozisianina avy any Frantsa, tarihin'i Lalin sy Guste amin'ny 16 mey 2015 amin'ny 9 ora alina eny amin'ny via Nomentana 678 (Fonte Nuova) - ROMA