You are here

Lamesa ho an'i Soeur Adeline

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 01/12/2010 - 11:19

 

Natao ny alarobia 1 desambra 2010 teny Torrevecchia (RM), tao amin'ny tranon-drizareo masera "Filles de la Sagesse", fikambanan'i Sr Adelinea ary natolotry ny Fianakaviamben'ny Monfortanina ho an'ny fialan-tsasatry ny fanahiny.

Nanao lahateny fohy ho fanomezam-boninahitra azy tamin'io fotoana ny Supérieure Générale, izay azonao vakiana ato amin'ny takelaky ny Ankohonana : DISCOURS DE Sr LOUISE MADORE