You are here

Fanaovam-beloma farany an'i P Roland Hajatiana

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 02/05/2010 - 20:15

 

Indreto ny sary vitsivitsy natao nandritra izany fotoana farany nanotronana ny vatany mangatsiaka izany, tao amin'ny bazilika Mb Terezin'i Avila, Corso d'Italia, Roma ny alahady 2 mey 2010.

Ny sary 5 voalohany dia nandritra ny alim-bavaka ny zoma 30 aprily 2010.

Ny Fivondronamben'ny karmelitana dia nandefa fisaorana ao amin'ny takelaky ny Ankohonana : FISAORANA.

I mompera Dominique, ocd, kosa dia nanao lahatsoratra fanomezam-boninahitra azy : Roland, misaotra tamin'ny hafaliana nomenao.

 

Mandria am-piadanana, Roland !