You are here

Noely 2006 : Noce d'Argent Ambassadeur

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 28/12/2006 - 09:02

 

Sary nandritra ny lamesa fankalazana ny Noely 2006 no nankalazan 'Atoa Paraina Auguste, ambasadaoro, mivady ny jobily volafotsin'ny fanambadianin'izy ireo.

Ny hariva kosa dia nisy koranam-pianakaviana natolotr'izy mivady niaraka tamin'ny Malagasy eto Italia izay afaka tonga.

Dia mirary ny ny 25 taona manaraka anaty Fitiavana tanteraka ho anareo mivady izahay, ho tokantrano feno tantely sy feno fifaliana miaraka amin'ireo zanaka aman-jafy ary mankasitraka tamin'ny nizaranareo ity andro lehibe ity taminay zanak'i Madagasikara am-pielezana aty Italia.

Naka sy nandefa ny sary izay isaorana be dia be:
- Maseran'ny Suore Ospedaliere della Misericordia
- Franck sy Rondro
- P. Christophe