You are here

Hazakazaka 5 km ho fanohanana ny Fikambanana Tetezana Onlus.

Nampidirin'i Rondro ny Sat, 23/02/2019 - 14:34

 

Manasa antsika indray mba handray anjara amin'ny "Maratona di Roma 5km" amin'ny alahady 7 aprily 2019. 
Afaka mihazakazaka na koa mitsangatsangana. Ny adidy sy fanatahanjantena ho vita, ny fahafinaretana ho azo
Ny vola azo amin'ny vidin'ny tapakila dia alefa manontolo any Madagasikara hatrany. 
Mankasitraka sahady.

Fanazavana fanampiny sy fisoratana anarana dia any amin'i Andry Rakotomavo :
- mailaka : andry@tetezanaonlus.org 
- finday : +39 3471432921