You are here

Fetin'ny Fikambanana Fraternità Malgascia

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 30/04/2016 - 11:01

Faly manasa antsika hikorana indray ny FRA.MA (Fraternità Malgascia) amin'ny 18 jiona ho avy izao, manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny 11 ora sy sasany alina. Ny toerana dia eny amin'ny efa falehantsika mahazatra : via Gabriele degli Espositi, 93 (Selva Nera - Casalotti).

Fandraisana anjara : 10 €

Mifampilazà dia tongava maro fa tsinjaka bevata miaraka amin'i Françoise ity !

 

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny 3393321906 na 327 3636729 na 0774 798088.