You are here

Fetim-pirenena 2018 : Fisaorana avy amin'ny Masoivoho.

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 04/07/2018 - 18:52

 

Indro ampitaina ny fisaorana atolotra ny Malagasy rehetra, indrindra ireo izay tonga maro nanotrona ny fankalazana ny fetim-pirenena notontosaina tamin'ny alahady voalohan'ny volana Jolay lasa teo.

Mankasitraka Tompoko.

 

AMBASSADE DE MADAGASCAR
ROME- ITALIE

 

 

Ny sary sy horonana dia efa milahatra ato amin'ny tahirintsary : FETIMPIRENENA 2018