You are here

Fetim-pirenena 2018 any Milan.

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 18/04/2018 - 12:36

 

Ianareo ao Milan sy ny manodidina dia asaina am-pitiavana hiara-hifaly sy hankalaza ny fetin'ny fahaleovatenan'ny Madagasikara ny sabotsy 23 jiona manomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina, ao amin'ny via delle Industrie 17, Settala (MI).

Izay mila fanazavana fanampiny na hanao famandrihan-toerana dia afaka manoratra amin'ity laharana finday ity : 327 0024229.
Tongava maro dia ilazao ny rehetra !