You are here

Fankalazana ny Fetim-pirenena ao amin'ny foiben'ny masoivoho.

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 17/06/2017 - 14:26

 

 

Amin'ny alahady 25 jiona amin'ny 6 ora hariva izany ny fotoana hankalazantsika ny Asaramanitra eny amin'ny foiben'ny masoivoho, via Riccardo Zandonai 84, Roma.