You are here

Fandalovan'ny Filoha Rajaonarimampianina eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 25/06/2014 - 16:29

 

 

Misaotra ny rehetra izay hampitampita ity hafatra avy amin'ny Mpiandraiki-draharaha eto Roma ity amin'ny handalovan'ny Filohampirenena eto amintsika ny zoma 27 ka hatramin'ny alatsinainy 30 jiona ho avy izao.