You are here

Atoa. Jacques Sylla handalo eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 03/09/2005 - 19:42

Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra lehiben'ny gouvernemanta malagasy ka maniry ny hihaona amin'ny Malagasy monina eto roma ny ny alakamisy 8 sept 2005 amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny ambassade malagasy eto Roma
Nasiana dinika manokana ahafahana mametraka fanontaniana izay hatolotra ny Praiminisitra Jacques Sylla amin'ny alakamisy ao amin'ny Forum. [url=http://malagasy.it/index.php?rub=forum/message&msgid=m4319fc4f0499a]Apet... eto ny fanontanianao[/url]

Misaotra amin'ny fahatongavanareo.
Dia mba ampitapitao.