You are here

Fiovan'ny Mpiandraiki-draharaha ao amin'ny Masoivoho

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 09/05/2015 - 11:07

Ity izany ny fampilazana amintsika fa Andriamatoa Solofo RANDRIANANTOANDRO no misolo an-dRamatoa Josiane RATSIMBAZAFY eo amin'ny Fiandraiketan-draharaha, ad interim, ao amin'ny masoivohontsika eto Roma.