You are here

Fiondrehana teo amin'ny razana sy famangiana fahoriana

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 05/09/2007 - 18:35

 

Tao amin'ny Chapelle San Macuto, Colleggio Bellarmino, no napetraka ny vatana mangatsiakan'Itompokolahy P. Paul-Louis Rafanomezantsoa. Tao ihany koa no nanaovana ny famangiana.