You are here

Fihaonana tamin'ny Praiminisitra Jacques Sylla

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 09/09/2005 - 09:09

 

Nihaona tamin'ny Praiminisitra Jacques Sylla ny Malagasy vitsivitsy teto Roma tamin'ny 8 septambra 2005 tamin'ny 6 ora hariva. Dinidiniky ny mpianakavy sy fifampizaram-baovao. Sary vitsivitsy tamin'izany fotoana izany.