You are here

Fotoam-bavaka ho an'i Fidèle sy fiatrehana ny adidy farany aminy.

Nampidirin'i Rondro ny Fri, 09/12/2016 - 17:54

 

Indroa niantoana ireto sary ireto.

- 7 desambra 2016 : teny amin'ny hopitaly tamin'ny fotoana nikimpian'ny masony. Nifandinihana  ny adidy hotanterahantsika aminy.

- 8 desambra 2016 : fotoam-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahiny tao amin'ny fiangonana protestanta sady nitondran'ny tsirairay izay anjara adidiny farany amin'i Fidèle satria noho ny tsy fisian'ny fianakaviany akaiky, afa tsy ny zanany izay mbola kely, dia tsy nisy ny famangiana fa io no nasolo izany.

Rohy hafa : Fanaovam-beloma farany  sy Fisaorana.