You are here

Andran-tsakafo taorian'ny fivorian'ny CAN-Roma.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 26/06/2017 - 15:14

 

Nisy fivoriana fikaohan-doha nokararakarain'ny CNA (Confederazione Nazionale dell'Artigianato e della Piccola e Media Impresa di Roma) niaraka tamin'ny firenena vitsivitsy teny Garbatella tamin'ny sabotsy 24 jiona lasa teo. Taorian'izany dia nisy ny andrana ireo sakafo nokararakarain'ireo firenena nandray anjara tamin'ny fivoriana, ka anisan'izany i Madagasikara.