You are here

Fanolorantena mandrakizay teny amin'ny Fikambanana Filles du Mont Calvaire

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 02/08/2014 - 20:51

 

Faly miarahaba an'i Sr Marie Thérèse sy Sr Viviane amin'ny fahatontosan'ny Fanolorantena mandrakizay nataon'izy ireo androany 2 aogositra 2014 teny amin'ny Curia Generalizia-n'ny fikambanandrizareo Filles du Mont Calvaire eto Roma.