You are here

Sao mahaliana anao : consulenza per polizza vita.

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 09/06/2011 - 17:49

Ampahafantarina ny rehetra izay mety ho liana ka mila fanazavana sy dinidinika ary torohevitra momba ny Polizza Vita, fa misy tompon'andraikitra roalahy, Alessandro Ierman sy Pascal Ramanananjara, avy ao amin'ny Toro-Alleanza Assicurazioni, azonareo hatonina isaky ny alakamisy manomboka amin'ny 1 ora tolakandro (13h) ka hatramin'ny 4 ora folakandro (16h) ao amin'ny foiben'ny Masoivohontsika eny amin'ny via Riccardo Zandonai 84.

 

Info : Alessandro Ierman : cell. 328 02 87 259 na mail : alessandroierman@hotmail.com

         Pascal Ramanananjara : cell. 348 27 91 225

 

Ampitapitao ny hafatra sao mahasoa ny hafa.