You are here

Soutenance de thèse nataon'i P. Daudet

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 04/11/2016 - 13:08

 

Arahabaina ny Eglizy katolika malagasu nahazo Docteur en Théologie iray indray tamin'ny alakamisy 3 novambra 2016 teo. Mamokara be hatrany o !

Fisaorana avy amin'i P. Daudet ao amin'ny takelaky ny Ankohonana : Doctorat P. Daudet.