Nampidirin'i superadmin ny Thu, 01/01/2015 - 02:30 Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra soa ny taona 2015, izay irariana ho feno fahasalamana, fahasoavana ary fanambinina ho an'ny isam-batan'olona sy ny isam-pianakaviana.