You are here

Paka 2010

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 05/04/2010 - 09:26

 

Miarahaba ny Ankohonana nahatratra soa ny Paka 2010, izay irariana ho Paka hitondra fiadanana ho an'ny isan-tokantrano, ary indrindra fandriampahalemana ho an'ny Firenena.

Taorian'ny Sorona Masina lehibe dia nisy korana kely toa ny mahazatra natao ka indreto ny sary tamin'izany.