You are here

Fivavahana iraisam-pinoana ho an'ny Tanindrazana

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 28/06/2009 - 15:19

 

Noho ny fahatsiarovana ny faha 49 taona-n'ny nahazoana fahaleovan-tena dia nifamotoana hiara-mivavaka ho an'ny firenena amin'izao fotoan-tsarotra lalovany izao ny Malagasy teto Roma.