You are here

Gospel ho an'i Madagasikara.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 22/02/2009 - 08:56

 

Horonan-tsary sy sary vitsivitsy nalaina nandritra ny rindran-kira "Gospel per Madagascar" nataon'ny Soul Singers teto Roma ny 26 janoary 2009. Ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro" no nikarakara azy io ka ny vola azo tamin'izany dia entina hanohanana ny tetikasan'i mompera Pedro eny amin'ny Akamasoa, Antananarivo.