You are here

Fanosorana ho Diakra an'i Frera Nicolas sy Frera Pascal.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 25/03/2008 - 22:32

 

Arahabaina indrindra i Fr. Nicolas sy Fr. Pascal amin'izao dingan'ny fanamasinana ho diakra vita soa aman-tsara izao. Mahavità be hatrany ao amin'ny asa fanompoana nanoloranareo tena.

25 martsa 2008 tao amin'ny Chiesa di Gesù eto Roma.