You are here

Festa dei popoli 20-05-2007

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 21/05/2007 - 08:27

 

Nandray anjara mavitrika tamin'ny "Festa dei Popoli" ny Malagasy teto Roma tamin'ity Taona 2007 ity. Tao amin'ny S. Giovanni Laterano no nankalazana ny fety. Anisan'ny fandraisana anjara natao :

Nihira "Voninahitra" tamin'ny teny malagasy sy nandihy nandritra ny lamesa.
Nitazona tranoheva iray nampisehoana an'i Madagasikara.
Nanao vako-drazana.
Dia nijery koa smiley

 

Naka ny sary: Franck sy Hery