You are here

Archevèque d'Antananarivo Odon Razanakolona

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 22/06/2006 - 08:15

Fandraisan'i Papa Benoit XVI ofisialy ny Archevèque d'Antananarivo Odon Razanakolona

Manasa antsika rehetra ny Alahady 29 Juin amin'ny 8 ora maraina hanotrona ny fandraisan'i Papa Benoit XVI ofisialy ny Archevèque d'Antananarivo Odon Razanakolona ao amin'ny Place St Pierre. Hasaina daholo isika rehetra ary ny fotoanantsika malagasy dia eo @ Via della riconciliazione devant Librérie ANCORA mba hahafahana mizara ny billet fahazoan-dalana miditra ao Vatican.

Raha mila fanazavana fanampiny dia miantsoa ny
tel 06/36307797 - 06/36300183 Ambassade de Madagascar à Rome