You are here

Arseveka vaovaon'Antananarivo

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 10/12/2005 - 10:47

Neken'ny Papa Benedetto XVI tamin'ny 7 desambra teo ny Fametraham-pialan'ny Kardinaly Armand Gaetan Razafindratandra tsy ho arsevekan'Antananarivo intsony (araka ny droit canon 401 § 1). Notendren'ny Papa ho Arsevekan'Antananarivo ary Monsenera Odon Marie Arsène Razanakolona izay evekan'Ambanja teo aloha.