Nampidirin'i Rondro ny Fri, 06/05/2022 - 21:55
Arahabaina indrindra i mompera Gabriel Rakotozanany nahavita soa ny fanohanana ny asa fikarohana nataony ka nahazoany ny doctorat.
Tam-pifaliana sy tam-pitiavana no nanotronana azy sy nifampizarana fifaliana tamin'izany.