You are here

Fanohanana ny thèse de doctorat an'i mompera Gabriel

Nampidirin'i Rondro ny Fri, 06/05/2022 - 21:55

 

Arahabaina indrindra i mompera Gabriel Rakotozanany nahavita soa ny fanohanana ny asa fikarohana nataony ka nahazoany ny doctorat. 
Tam-pifaliana sy tam-pitiavana no nanotronana azy sy nifampizarana fifaliana tamin'izany.