You are here

Tsinjaka be vata eto Roma anatin'ny fankalazana ny Fetim-pirenena 2018.

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 27/05/2018 - 09:33

Mialoha ny fankalazana amin'ny fomba ofisialy ny Fetin'ny Fahaleovantena ao amin'ny foiben'ny Masoivoho dia asaina ihany koa isika amin'ny tsinjaka bevata izay hatao ny 23 jiona 2018 ho avy izao eny Fonte Nuova (Nomentana) - Roma. Io amin'ny peta-drindrina avokoa ny fanazavana momba izany.

Ilazao izay tsy mbola nahare !