You are here

Soirée Gasy ao Piacenza

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 28/04/2006 - 07:20

Nampitain'i Carole.

Faly manasa antsika rehetra amin'ny Soirée Malagasy izay atao ao Momeliano n. 3 Gazzola PIACENZA ny 29 aprily 2006 amin'ny 9ora alina - 4ora maraina.

Vidim-pidirana 15 Euros
Tsaky sy Mozika Gasy
Vary amin'anana amin'ny 3 ora maraina.

Fanazavana fanampiny. Jocelyn 334 3599 855

Tongava maro
Misaotra