You are here

Nisokatra ny takelaky ny Zakan'i Gasikara

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 07/11/2006 - 15:34

Nisokatra izany izao ny takelaky ny Fikambanana Zanak'i Gasikara izay mampahafantatra manokana ny fikambanana, ny asa ataony sy ireo hetsika isankarazany.

Ny Zanak'i Gasikara dia fikambanan'ny tanora vitsivitsy eto Roma. Manao hetsika  isankarazany. Hita ao anatin'io takelaka io ny asa izay efa nataon'izy ireo sy ny tarigetra ary ny tantaran'ny Fikambanana.

http://www.zanakigasikara.it