You are here

Giornata del Madagascar 2017 any Torino

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 10/05/2017 - 09:11

 

Am-pifaliana no hanasana ny Malagasy manodidina an'i Torino, na ny avy lavitra sendra mandalo, amin'ny fankalazana ity andro natokana hiresahana momba an'i Madagasikara ity, izay karakarain'ny Fikambanana "Malagasy Miray" : sabotsy 27 mey 2017 manomboka amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny "Casa nel Parco/Parco Colonetti, via Panetti 1, TO.